msh_psa_text_udb/62/01.txt

1 line
257 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-21 02:42:15 +00:00
Ho gnan'ny mpipaiky hira, araky gny fomban'i Jedodotona. Salamo nataon'i Davida. \v 1 Miaby Ndranagnahary raiky am-pahangina zaho; bakaminy gny famonjea gnahy. \v 2 I raiky avao ro vatolampiko vo famonjeko; I ro firoko agnabo; la tsy hihozokozo vatany zaho.