msh_psa_text_udb/123/03.txt

1 line
204 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-28 03:23:38 +00:00
\v 3 Mana famindram-po agnaminay, Yaveh o, mana famindram-po agnaminay, fa feno fanalam-baraka rahay. \v 4 Mihoatsy lavitsy noho gny feno gny fanesoan'ny mpanivaiva vo gny fanamavoan'ny mpirehareha rahay.