2021-06-24 05:30:08 +00:00
|
|
|
Vavak'i Mosesy lehilahin-Ndranagnahary. \v 1 Tompo o, efa fialofanay manerana reo avorohota iaby. \v 2 Taloha gny nagnamboara gny tendrombohitsy, sady Iha ro nanao gny tany voho zao tontolo zao,tamin'izay ka tsy hisy farany, Iha ro Ndranagnahary.
|