2021-05-26 06:11:07 +00:00
|
|
|
Ho an'ny mpimpaiky hira. salamo nataon'i Davida. \v 1 Hagnampy gnanao amin'gny andro mampijaly anie Yaveh;gny anaran-Ndranagnaharin'i Jakoba anie hiaro gnanao \v 2 noho handefa fagnampia baka amin'gny toera masy mba hanohagna gnanao baka ao Ziona.
|