2021-05-05 08:46:57 +00:00
|
|
|
\v 14 Gny finama amin'i Yaveh ho any gny magnome voninahitsy Azy; ndraiky manoro gny fagnekeny amin-drozy ie.\v 15 Amin'i Yaveh mandrakariva gny masoko, fa ie hagnafaky gny tomboko ami-gny harato.\v 16 Mitoliha amiko ndraiky mamindra fo amiko; fa tsy misy nama noho malahelo zaho.
|