msh_psa_text_udb/22/22.txt

1 line
268 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-02 10:49:57 +00:00
\v 22 Hagnambara gnagnaranao ami-gny rahalahiko reo aho; agnivony gny fiangona ro handrengeako anao. \v 23 Ka nareo mavaka an'i Yaveh, mandrengea Azy! Nareo taranak'i Jakoba iaby magnomeza voninahitsy Azy1 Mivahara ami-gny fitalanjoa Aminy, nareo taranak'Israely iaby.