msh_psa_text_udb/82/01.txt

1 line
214 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-26 17:07:02 +00:00
Salamo nataon'i Asafa. \v 1 Ndranagnahary la ao amin'ny fiangona masy; eo agnivon'ireo Ndranagnahary zay omeny fitsara. \v 2 zisiky mbia ro hitsaranareo tsy ara-drariny vo haneho fiangara amin'ny raty fagnahy? Sela