\v 9 Tompo o, hainao gny faniriany laliky indrindra ao am-poko, sady tsy mietako aminaony sentoko. \v 10 Midobodoka gny foko, miha-malazo gny heriko, mibaha gny fahitan'ny masoko.