msh_psa_text_udb/123/01.txt

1 line
355 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-28 03:23:38 +00:00
Fihira fiakara. \v 1 Agnaminao ro hanondrotako gny masoko, Iha zay mipetraky eo amin'ny seza fiandriana agny an-dagnitsy. \v 2 Ingo, laha magnety gny tagnan'ny tompony gny mason'ireo mpanompo lahy, laha magnenty gny tanan'ny tompovaviny gny mason'ireo mpanompo vavy, la magnenty an'i Yaveh Ndranagnaharintsika gny masontsika zisiky amindrany fo amintsika.