msh_psa_text_udb/73/18.txt

1 line
180 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-26 01:50:06 +00:00
\v 18 Napetrakao tamin'ny toera malama tokoa rozy; naetrinao tamin'ny faharava rozy. \v 19 Indrisy fa avy afitra rozy tagnatin'ny fotoa kely! Avy amin'ny fahatapera rozy ka miafara