msh_psa_text_udb/42/09.txt

1 line
337 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-26 01:50:06 +00:00
\v 9 Zaho hisafa amin-Dranagnahary, vatolampiko hoe: " Nagnino ro la nagnaligno gnahy Iha? Nagnino ro la mandeha miojy noho gny fampahoarian'ny fahavalo zaho?" \v 10 Manahaky gny fisian'ny sabatsy eo amin'ny taolako, ro itenenan'ireo mpialy agnamiko gnahy mare, laha mivola agnamiko zisiky farany rozy hoe: " Aia gny Ndranagnaharinareo?"