msh_psa_text_udb/34/07.txt

1 line
242 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-09 04:54:37 +00:00
\v 7 Mivory ami-gny ze mavaka Azy gn' anjelin' i Yaveh ka mandomba androzy. \v 8 Andramano ka henteo fa soa Yaveh. Sambatsy gn' olo ze mialoky Aminy . \v 9 Mavaka an' i Yaveh, anareo ry olony masy. Tsy hisy raha hampalahelo ze matahotry azy.