msh_psa_text_udb/66/03.txt

1 line
237 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-21 02:42:15 +00:00
\v 3 Safagno Andranagnahary hoe he: " Kay matahotsy gnasanao reo! amigny habevatan'ny gny herinao ro hangneken'ny gny fahavalonao reo gnanao. \v 4 Gny tany iaby hanompognanao vo hibeko ho gnanao; hibeko ho gnan'ny gnagnaranao rozy." Sela