msh_psa_text_udb/65/01.txt

1 line
329 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-21 02:42:15 +00:00
Ho gnan'ny mpipaiky hira. Salamo bekon'i Davida. \v 1 Gnantony Iha, Ndranagnahary agny Ziona, ro lignisan'ny fandrengenay; la hamita gny voadinay aminao rahay. \v 2 Iha ze mijanjy vavaky, aminao eo ro ho avy gny nofotsy iaby. \v 3 Handresy gnanay gny heloky reo; laha gnamirep tsy fagnarahanay gny lily, la hagnenga an-drozy Iha.