2021-05-05 14:01:03 +00:00
|
|
|
\v 9 Ka magnetaky gny tarehinao amiko ; ka mangala an-kasiaha gny mpanomponao! Iha ro fa nandomba ahy ; ka mahafoy na manenga ahy, ry an-Ndranagnahary mpandomba ahy! \v 10 Fa na mahafoy ahy aza gny raiko ndraiky gny reniko, Yaveh ro handramby ahy.
|