msh_mrk_text_udb/13/24.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 24 Kanefa afaran'ny fahorian'ireo andro reo, la hihamahiky gny masoandro, gny vola tsy hagnome gny hazavany, \v 25 reo kintana hiraraky bakegny amin'ny lanitsa voho reo hery zay ao an-dagnitsy ho hozongozonina. \v 26 Ka ho hitan-drozy gny anakOlo bakegny amin'ny rahona amin'ny hery bevata voho voninahitsy