msh_mrk_text_udb/13/09.txt

1 line
279 B
Plaintext

\v 9 Mitandrema nareo . Hatolon-drozy amin'ny Synedriona nareo, ka hovangoa ao amin'ny Synagoga. Hitsanga magnatriky re mpanapaky voho reo mpanjaka noho gny Amiko nareo, ho vavolombelo amin-drozy. \v 10 Fa gny Fialazantsara la tsy maintsy hotory agny amin'ny firenena iaby aloha.