msh_mrk_text_udb/10/23.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 23 Nijery gny magnodidy Gnazy Jesosy ka niresaky tamin'ireo mpianany hoe:" Tena sarotsy ho gnan'ireo mpanan-draha gny militsy gny fanjakan-Dranagnahary!" \v 24 La tseriky tamin'ny safany reo mpianatsa. Fa hoy ndraiky Jesosy tamin-drozy hoe:" Anaka, sarotsy gny filira ao amin'ny fanjakan-Dranagnahary! \v 25 Mora ho gnan'ny rameva gny militsy amin'ny vodim-pandraitsy , noho gny hiliran'ny mpanandraha ao amin'ny fanjakan-Dranagnahary."