msh_mrk_text_udb/10/01.txt

1 line
528 B
Plaintext

\v 1 Niala teo amin'io toera io Jesosy ka nandeha tagny amin'ny faritsy jo-laha vo tegny amin'ny faritsy ambanin'ny Reniranon'i Jordana , ka nandeha aminyindraiky gny vahoaky. Sady araky gny fataony, la nampianatsa gnan-drozy ndraiky Ie. \v 2 La namonjy Gnazy reo fariseo mba hitsapa Gnazy ka nagnontany hoe:" Ara-dalagna ho gnan'ny johary va gny misaraky amin'ny valiny? \v 3 Namaly Ie hoe:" Ino ro nandidian'i Mossesy gnanareo?" \v 4 La hoy rozy :' Mosesy la nagnenga fanamariha fisaraham-panambalia voho mandefa gnazy bakeo."