\v 9 Laha nizotso bakegny an-tendrombohitsy rozy, la nididin'ny mare mba tsy hiresaky na amin'ia nia gny raha hitan-drozy, laha tsy fa mitsanga amin'ny maty gny Anak'Olo. \v 10 Sady la nitanan-drozy ho gnan-drozy io safa io, kanefa nifampagnontany reo gny amin'ny mety ho dikan'io ;" fitsangana amin'ny maty" io.