auto save
This commit is contained in:
parent
64a57ffcb9
commit
6b1a26558e
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 21 sady lafa nandeha tegny am-pita ndraiky Jesosy , tamin'ny sambokely, la ndreo nisy vahoaky maro la maro nivory nagnodidy Gnazy, laha teo amoron'ny ranomasina
|
\v 21 sady lafa nandeha tegny am-pita ndraiky Jesosy , tamin'ny sambokely, la ndreo nisy vahoaky maro la maro nivory nagnodidy Gnazy, laha teo amoron'ny ranomasina igny Ie. \v 22 bakeo avy gny raiky amin'ireo mpitariky gny Synagoga, atao hoe Jairo, ka raha vao nahita Gnazy, la niantoraky teo an-tombony. \v 23 Nitalaho hatragny hatragny ie, nanao hoe:" marary mare fa ho maty gny anakampelako. Mitalaho aminao aho, avia ka apetraho aminy gny tagnanao mba ho janga voho ho velo ie." \v 24 la lasa niaraky
|
Loading…
Reference in New Issue