2022-05-31 11:18:49 +00:00
|
|
|
\v 51 La namaly gnazy Jesosy sady niresaky hoe:" Ino ro tianao ataoko aminao?" Hoy gny johary jiky hoe:" Raby o, te hahajery aho." \v 52 Sady hoy Jesosy taminy hoe:" Mandeha . Gny finoanao ro nahavonjy ganao." La nahajery niaraky tamin'izay gny masony, sady nagnaraky gnan'i Jesosy tegny an-dalagna ie.
|