msh_mrk_text_reg/15/45.txt

1 line
466 B
Plaintext

\v 45 Lafa nahazo antoky tamin'ny gny kapiteny ie fa maty Jesosy, la nameany gnan'i Josefa gny vata mangatsiaky. \v 46 Sady Josefa nivily hariry maliniky. Nampizotso gnan'i Jesosy teo amin'ny hazofijaliana ie, la namogno hariry mailiniky Gnazy, sady nametraky Gnazy tao amin'ny fasana zay nilavahany tao amin'ny vatolampy. Bakeo nagnakodia vato teo amin'ny varavagnam-pasana ie. \v 47 La hitan'i Mara Magdalena voho Maria renin'i Josesy gny toera nandevegna Gnazy.