msh_mrk_text_reg/15/29.txt

1 line
231 B
Plaintext

\v 29 Reo zay nandalo teo la naniratsira Gnazy , nihifikifi-doha sady nanao hoe:" Aha! Iha lay afaky mandrava gny tempoly sady magnory io ao agnatin'ny telo andro, \v 30 Vonjeo gny vatanao sady midina bakeo amin'io hazofijalia io!"