msh_mrk_text_reg/09/47.txt

1 line
275 B
Plaintext

\v 47 Laha gny fijerinao ro manafontohina gnanao , alao hiala io. Soa aminao gny militsy gny fanjakan-Dranagnahary miaraky amin'ny maso toka toy zay maso roe ka haria agny amin'ny helo, \v 48 agny amin'ny toera zay tsy mahafaty gny kankan-drozy, sady gny bolo tsy mety vonoa.