msh_mrk_text_reg/16/01.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 1 Lafa tapitsy gny andron'ny Sabata, la nivily raha magnitsy hagnosora amin'ny fatin'ny Jesosy i Maria Magdalena voho Maria renin'i Jakoba, voho Salome nivily hagnitsy mba handeha ka hagnosora gny fatin'i Jesosy. \v 2 Vao maraim-be tamin'ny andro voalohan'ny herignandro, la nagnegny amin'ny fasana rozy lafa niposaky gny masoandro.