msh_mrk_text_reg/15/33.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 33 Tamin'ny fotoa faha eny, la avy teo amin'ny tany iaby gny hahiky hatramin'ny fotoa fahasivy. \v 34 Sady tamin'io ora fahasivy io la nikoraky tamin'ny feo mahery Jesosy hoe:" Eloy, Eloy, lama sabaktany?" zay midika hoe:" Ndranagnahary o, Ndranagnahary o, nagnino Iha ro nahafoy Gnahy?" \v 35 Gny sasany tamin'ireo zay nitsanga teo nahare gny saany ka niresaky hoe:" Jereo,miakiky gnan'i Elia Ie."