msh_mrk_text_reg/15/31.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 31 Gny lohan'ny mpisoro koa la naneso Gnazy manahaky gnan'io , niaraky tamin'ireo mpanora-dalagna, voho niresaky hoe:" Namonjy gny hafa Ie, nefa tsy mahavonjy gny vatany . \v 32 Ao gny Kristy, gny Mpanjakan'Israely, hizotso bakeo amin'ny hazofijalia, mba hitanay sady hinoanay ," sady reo nohomboana niaraky taminy koa la naneso Gnazy.