msh_mrk_text_reg/13/07.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 7 Lafa mahare aly voho resabe momban'y aly nareo, la ka manahy ; tsy maintsy hitranga reo, fa mbo tsy zay gny farany. \v 8 Fa hisy firenena hitsanga hamely firenena, voho hisy fanjakana hamely fanjakana. Voho hisy horohoron-tany amin'ny toerana maro, sady hisy mosary. Io ro fiandohan'ny fahorian'ny fiteraha.