msh_mrk_text_reg/12/38.txt

1 line
457 B
Plaintext

\v 38 Tamin'ny fampiananarany Jesosy la niresaky hoe:" Mitandrema amin'ireo mpanora-dalagna, zay tia mandehana amin'ny akanjo lava voho tian-drozy gny fiarahaba azon-drozy egny an-tsena \v 39 voho tian-drozy gny mahazo gny seza voalohany agny amin'ny Synagoga voho gny toera voalohany agny amin'ny fety. \v 40 Mandroba gny tragnon'reo mpitondra tena rozy, voho manao vavaky lava be mba ho hitan'ny olo. Reo johary reo la handramby fanameloha bevata tokoa."