msh_mrk_text_reg/12/16.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 16 La nagnandesan-drozy drala raiky Jesosy. Hoy Ie tamin-drozy hoe:" Endrik'ia toy sary voho soratsy toy?" Hoy rozy hoe:" Gnan'i Kaisara." \v 17 Hoy Jesosy hoe:" Omeo gnan'i Kaisara zay gnan'i Kaisara, voho ameo gnan-Dranagnahary zay gnan-Dranagnahary." La tandregna taminy rozy.