msh_mrk_text_reg/11/24.txt

1 line
548 B
Plaintext

\v 24 Nohon'io Zaho miresaky aminareo hoe:" Zay iaby hivavahanareo voho angatahinareo , minoa fa fa nandramby gnan'io nareo, la ho azonareo io. \v 25 Lafa mijoro voho mivavaky nareo , la tsy maintsy mamela zay alhelo iaby anagnanareo amin'ia nia nareo, mba ho avelan'ny Babanareo zay agny an-dagnitsy avao koa gny fahotanareo. \v 26 [fanamarihana: Gny fandika soa mare la tsy magnisy gny hoe( Jereo ao amin'ny Mat.16:15) Mk.11:26" Fa laha tsy mamela heloky koa nareo, la tsy hamela gny fahotanareo mihintsy koa gny Babanareo zay agny an-dagnitsy."]