msh_mrk_text_reg/09/42.txt

1 line
589 B
Plaintext

\v 42 Fa ndra ia ia manafintohina gny raiky amin'ireo kely mino Gnahy reo, la soa ho gnazy gny agnantogna vato bevata fikosoham-bary mifehy eo amin'ny vozony sady ka hazera agny an-dranomasina. \v 43 Laha gny tagnanao ro mahatonga gnanao ho tafintohy , tapaho io. Fa soa aminao gny militsy kilemaina agny amin'ny fiaigna toy zay manan-droe ka handeha agny amin'ny helo, agny amin'ny bolo tsy mety vonoa. \v 44 [ Fanamariha:Gny fandika soa mare la ts magnisy gny fehezanteny ao amin'ny andinin'ny faha 44 voho 46 hoe:" Zay tsy maty mihitsy gny kankan-drozy sady bolo tsy maty mandrakizay."]