msh_mrk_text_reg/09/40.txt

1 line
211 B
Plaintext

\v 40 Ndra ia ia tsy manohitsy gnantsika la mikasiky gnantsika. \v 41 Ndra ia ia magnome gnanao eran'ny kaopy hinomy fotony gnan'i Kristy iha, la resahako aminao marina tokoa, fa tsy ho trobo gny valim-pitiany.