msh_mrk_text_reg/08/27.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 27 Nandeha niboaky Jesosy voho gny mpianany nagnagny amin'ny tanan'i Kaisara Filipo. Tegny an-dala la nagnontany reo mpianany Ie hoe:" Hataon'ny olo ho ia moa Aho?" \v 28 Namaly Gnazy rozy ka niresaky hoe:" Jaona mpanao batisa . Gny hafa manao hoe:" Elia." voho gny hafa hoe:" Raiky amin'ireo mpaminany."