msh_mrk_text_reg/07/20.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 20 Hoy Ie:" Zay moboaky akao amin'ny olo ro mahaloto gnazy. \v 21 Fa bakao agnatin'ny olo, bakao am-pony, ro iboahan'ny say raty, gny fahavetaveta, gny halatsy, gny famonoagn'olo, \v 22 gny fijangajanga, gny fitsiririta, gny haratiam-pagnahy, gny fitaky , gny fijejojejoana, gny fialogna, gny fiampanga vandy, gny avognavo, gny hadala. \v 23 Io raha raty iaby io ro miboaky bakao agnatin'ny olo , voho reo ro mahaloto gnazy."