msh_mrk_text_reg/07/17.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 17 Sady lafa niala teo amin'ny vahoaky Jesosy ka nilitsy tao an-tragno, gny mpianany nagnontany Gnazy momba gny fagnohara . \v 18 Hoy Jesosy taminy:" Nareo koa va mbo tsy mana fahalala? Tsy hitanareo va fa zay iaby militsy ao agnatin'ny olo bakagny ivelany la tsy mahaloto gnazy, \v 19 fotony tsy afaky militsy ao am-pony io, fa ao an-kibony avao ka miboaky agny amin'ny fiboaha?" Tamin'io fagnambara io la nahatonga gny hany iaby ho malio Jesosy.