\v 26 Fa mahakasiky gny amin'ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty, tsy nivakinareo va gny tao amin'ny bokin'i Mosesy, ao amin'ny andala momba lay voaroy, gny niresahan-Dranagnahary taminy ka niresahany hoe:" Zaho ro Ndranagnaharin'i abrahama voho Ndranagnaharin'Isaka voho Ndranagnaharin'i Jakoba? \v 27