\v 20 Sady nandesy teo aminy lay zazalahy , sady laha vao nahita gnan'i Jesosy lay fagnahy raty, la nampifanintontsino gnazy io. Nilavo tamin'ny tany lay zazalahy sady feno vory gny vavany. \v 21 Jesosy nagnontany gny rainy hoe:' Hafiria ro naha-toy izao gnazy?" La hoy gny ray hoe:" Fa hatramin'ny fahazazany." \v 22 Indraindray io fagnahy raty io nandova gnazy tagny agnaty bolo na tagny agnaty rano sady nagnandra gny hamotiky gnazy. Laha mahay manao gny raha iaby Iha, la miantra gnanay voho ampio rahay."