\v 45Laha gny tombokao ro manafintohina gnanao , tapaho io. Soa kokoa aminao gny militsy mandringa agny amin'ny fiaigna noho gny mana tomboky roe ka haria agny amin'ny helo. \v 46 [ Jereo gny fanamariha eo amin'ny andininy faha 44]