auto save
This commit is contained in:
parent
835e7f8ab2
commit
0d63ac4e10
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 39 Lafa hitan'ilay kapiteny zay nitsanga voho nifagnatsiky tamin'i Jesosy fa maty tamin'io fomba io Ie, la hoy Ie hoe:" Tena
|
||||
\v 39 Lafa hitan'ilay kapiteny zay nitsanga voho nifagnatsiky tamin'i Jesosy fa maty tamin'io fomba io Ie, la hoy Ie hoe:" Tena Anakin-Dranagnahary marina tokoa io johary io." \v 40 La nisy ampela koa nijery tegny lavitsy tegny. Isan'io Maria Magdalena, Maria( renin'i Jakoba zainy voho Josesy), sady Salome \v 41 Tamin'Ie tagny Galilia la nagnaraky Gnazy voho nanompo Gnazy rozy. Sady ampela maro hafa koa ro niara-niaka
|
Loading…
Reference in New Issue