@ -1 +1 @@
\v 27 Ta
\v 27 Tandregna gny olo manontolo, ka nifagnontany rozy hoe:" Ino toy? Fampianara vaovao misy fahefa? Baikony ndra la reo fagnahy maloto aza ka la magnenky Gnazy rozy!" \v 28 Gny vaovao momba Gnazy la niparitaky tegny tao amin'ny farits'i Galilia