1 line
369 B
Plaintext
1 line
369 B
Plaintext
\v 15 Mitandrema amin'ireo mpaminany sandoky, zay mamonjy gnanareo amin'ny fisikignan'aondry nefa alika lia tena mpihaza. \v 16 Amin'ny alalan'ny voany ro hahaizanareo gnan-drozy. Mihaza voaloboky egny amin'ny fatiky va gn'olo, na koa aviavy egny amin'ny songosongo? \v 17 Mitovy amin'io , gny hazo soa iaby la mamokatsy voa soa, fa gny hazo raty la momakatsy voa raty. |