\v 3 fa lafa maneho fihantra nareo, ka atao hain'ny tagnanareo havia ze ataon'ny tagnanareo havana, \v 4 ka mba hamea mangingina gny fagnomezanareo. Bakeo gny Rainareo zay mahajery amin'ny mangingina ro hamaly soa gnanareo.