msh_mat_text_udb/02/13.txt

1 line
540 B
Plaintext

\v 13 Lafa lasa rozy, la nisy anjelin'ny Tompo niseho tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy voho nisafa hoe:" Miarena , andeso gny zaza voho gny reniny , voho mandosira agny Egypta. mipetraha agny mandra-pilazako aminao, fa Heroda la sahira mila lay zaza mba hamonoa gnazy." \v 14 Gny halin'igny Josefa la nifoha sady nanday gny zaza voho gny reniny ka nagnagny Egypta. Nipetraky tagny ie mandra-pahafatin'i Heroda. \v 15 Io la nagnantanteraky zay nambaran'ny Tompo tamin'ny alalan'ny mpaminany hoe:" Nikaihiko hiala tagny Egypta gnanako."