msh_mat_text_udb/27/62.txt

1 line
525 B
Plaintext

\v 62 Gny andro magnaraky, zay andro afaran'ny fagnomana, la niara-nivory tamin'i Pilato reo lrhiben'ny mpisoro vvoho reo Fariseo. \v 63 Hoy rozy hoe:" Tompoko, tiarinay fa tamin'ny mbo velo igny mpamitaky igny, la hoy Ie hoe:" Afaran'ny telo andro , la hitsanga ndraiky Aho. \v 64 Ka nohon'io, mandidia mba ho ambena gny fasana hatramin'ny andro fahatelo, laha tsy io reo mpianany mety ho avy hangalatsy Gnazy ka hivola amin'ny olo hoe:" Nitsanga tamin'ny maty Ie; sady fitaky farany la ho raty noho lay tamin'ny voalohany."