msh_mat_text_udb/27/51.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 51 Ingo, gny lamban'ny tempoly nitriatry roe hatragny agnabony ka hatragny ambany, sady nihorohoro gny tany, sady vaky nisasaky reo vatolampy. \v 52 Nisokatsy reo fasana sady fatin'ireo olon-Dranagnahary maro zay maty la nantsanga. \v 53 Rozy la niboaky bakao amin'ny fasa tafaran'ny fitsanganany tamin'ny maty, nilitsy gny tana masy, sady niseho tamin'ny maro.