msh_mat_text_udb/27/45.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 45 sady nanomboky tamin'ny fotoa fahaeny la nandrakotsy gny tany manontolo gny hahiky ka hatramin'ny fotoa fahasivy. \v 46 Teo amin'ny ora fahasivy , la nikoraky tamin'ny feo mare Jesosy ka nanao hoe:" Ely, Ely, lama sabaktani? zay midika hoe:" Ndranagnahariko, Ndranagnahariko, nagnino ro nahafoy Gnahy Iha?" \v 47 Lafa ren'ny sasany tamin'ireo zay nitsanga teo , la hoy rozy:" Mikaiky gnan'i Elia Ie."