msh_mat_text_udb/27/23.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 23 la hoy Ie hoe:" nagnino , ino ro heloky nataony?" Fa vao mainka rozy nikoraky mare hoe:" fantsiho amin'ny hazofijalia Ie." \v 24 fa lafa hitan'i Pilato fa tsy afaky hanao na ino ino ie kanefa fa nanomboky gny toretoreo, la nangalaky rano ie, nanasa gny tagnany teo agnatrehan'ny vahoaky, sady nanao hoe:" tsy manan-tsiny amin'ny lion'ny toy johary tsy manan-tsiny toy aho. fa asanareo ."