msh_mat_text_udb/27/11.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 11 sady Jesosy nijoro teo agnatrehan'ny governora, sady gny governora nagnontany Gnazy hoe:" Iha va ro mpanjakan'ireo Jiosy?" Jesosy namaly gnazy hoe:" Voalazanao." \v 12 Fa lafa nampangain'ireo lehiben'ny mpisoro voho reo loholona Ie, la tsy namaly ndra ino ino. \v 13 la niresaky taminy Pilato hoe:" tsy renao va gny fiampanga iaby atao aminao?" \v 14 fa tsy namaly ndra la teny raiky aza Ie, treriky tanteraky nohon'io gny governora.